Teny iditra | tolaka andro | |
Singan-teny | tolaka ; andro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mby efa tsy mahery intsony ny hainandro, efa ivaiva ny masoandro [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lorsque le soleil baisse; après deux heures du soir [1.3] | |
Voambolana | Fotoana | |
Fivaditsoratra | tandrokoala, tolaka andro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |